Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 2:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Elia taminy: Masìna ianao, ry Elisa, mijanòna eto; fa Jehovah efa naniraka ahy ho any Jeriko. Fa hoy Elisa: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, tsy handao anao mihitsy aho. Ka dia tonga tany Jeriko izy roa lahy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:4 amin'ny teny manodidina.