Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 22:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa, indro, ianao hiteraka zazalahy, izay ho lehilahy miadana, ary hampiadaniko tsy hisy hahazo azy ny fahavalony rehetra manodidina; koa ny anarany dia hatao hoe Solomona; ary hampiadaniko sy hampandriko fahizay ny Isiraely amin'ny androny.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 22

Jereo 1 Tantara 22:9 amin'ny teny manodidina.