Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 22:8 Malagasy Bible (MG1865)

saingy nisy tenin'i Jehovah tonga tamiko nanao hoe: Be ny rà efa nalatsakao, ary ady lehibe no efa nataonao; koa tsy mahazo manao trano ho an'ny anarako ianao, satria be ny rà efa nalatsakao tamin'ny tany teo imasoko.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 22

Jereo 1 Tantara 22:8 amin'ny teny manodidina.