Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 22:10 Malagasy Bible (MG1865)

Izy no hanao trano ho an'ny anarako; ary izy ho zanako, ary Izaho ho rainy, ary Izaho hampitoetra ny seza fiandrianan'ny fanjakany amin'ny Isiraely mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 22

Jereo 1 Tantara 22:10 amin'ny teny manodidina.