Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 14:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha toa mahare fingadongadon'olona eny amin'ny tendron'ny hazo balsama ianao, dia miaingà amin'izay hiady; fa amin'izay no efa miainga mialoha anao Andriamanitra hamely ny miaramilan'ny Filistina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 14

Jereo 1 Tantara 14:15 amin'ny teny manodidina.