Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 14:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia nanao araka izay nandidian'Andriamanitra azy Davida, ka dia namely ny miaramilan'ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gazera izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 14

Jereo 1 Tantara 14:16 amin'ny teny manodidina.