Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 14:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanontany tamin'Andriamanitra indray Davida ka novaliany hoe: Aza mandeha hanenjika azy; fa mivilia azy, dia mandehana, fa ho tonga eo aminy ianao eo amin'ny tandrifin'ny hazo balsama.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 14

Jereo 1 Tantara 14:14 amin'ny teny manodidina.