Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 2:28 Malagasy Bible (MG1865)

Eny, nofidiko tamin'ny firenen'Isiraely rehetra ho mpisoroko izy mba hanatitra fanatitra eo ambonin'ny alitarako sy handoro ditin-kazo manitra ary hisalotra efoda eo anatrehako, ary nomeko ho an'ny tarana-drainao ny fanatitra rehetra ataon'ny Zanak'Isiraely amin'ny afo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:28 amin'ny teny manodidina.