Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 2:29 Malagasy Bible (MG1865)

Nahoana no hitsahinareo ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina izay aterina ho Ahy, dia ilay nasaiko hatao ao amin'ny fonenako, ka ny zanakao no omenao voninahitra mihoatra noho Izaho, mba hanatavy anareo amin'izay tsara indrindra amin'ny fanatitra rehetra aterin'ny Isiraely oloko?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:29 amin'ny teny manodidina.