Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 9:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa niakatra avy any an-Tanànan'i Davida ny zanakavavin'i Farao hankany amin'ny tranony izay nataon'i Solomona ho azy, dia nanao an'i Milo koa izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 9

Jereo 1 Mpanjaka 9:24 amin'ny teny manodidina.