Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 9:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary intelo isan-taona no nanateran'i Solomona fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo ambonin'ny alitara izay naoriny ho an'i Jehovah, sady nandoro ditin-kazo manitra teo ambonin'ny alitara teo anatrehan'i Jehovah izy. Ka toy izany no nahavitany ny trano.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 9

Jereo 1 Mpanjaka 9:25 amin'ny teny manodidina.