Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:43 Malagasy Bible (MG1865)

dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao, ka manaova araka izay rehetra iantsoan'ny vahiny Anao, mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany ny anaranao hatahorany Anao tahaka ny ataon'ny Isiraely olonao ihany, ary mba ho fantany fa ny anaranao no efa nantsoina tamin'ity trano nataoko ity.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:43 amin'ny teny manodidina.