Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:44 Malagasy Bible (MG1865)

Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalon'ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy, ka mivavaka amin'i Jehovah manandrify ny tanàna izay nofidinao sy ny trano izay nataoko ho an'ny anaranao izy,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:44 amin'ny teny manodidina.