Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tranony izay nitoerany teo amin'ny kianja hafa tao anatinatiny kokoa noho ny lavarangana fidirana dia nitovy rafitra tamin'io koa. Ary Solomona nanao trano tahaka izany lavarangana fidirana izany koa ho an'ny zanakavavin'i Farao, izay efa nampakariny ho vady.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:8 amin'ny teny manodidina.