Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nataony koa ny lavarangana hitoeran'ny seza fiandrianana izay hitsarany, dia ny lavarangana fitsarana; ary nataony hazo sedera avokoa ny gorodona rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:7 amin'ny teny manodidina.