Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:9 Malagasy Bible (MG1865)

Izany rehetra izany dia vato tsara avokoa voapaika araka ny marika, sady voatsofa ny atiny sy ny ivelany, hatramin'ny fanambaniny ka hatramin'ny tongolany, ary teo ivelany koa hatramin'ny kianja lehibe.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:9 amin'ny teny manodidina.