Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:51 Malagasy Bible (MG1865)

Toy izany no nahavitana ny asa nataon'i Solomona mpanjaka ho amin'ny tranon'i Jehovah; ary nampidirin'i Solomona ny zavatra izay efa nohamasinin'i Davida rainy, dia ny volafotsy sy ny volamena ary ny fanaka, sa nataony tao amin'ny rakitry ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:51 amin'ny teny manodidina.