Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 7:50 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny vilia sy ny antsy sy ny lovia famafazana sy ny lovia kely sy ny fitoeran-davenon-jiro dia volamena tsara; ary ny vavin-tsavily ho amin'ny lela-varavaran'ny efitra anatiny, dia ny fitoerana masina indrindra, sy ho amin'ny lela-varavaran'ny efi-trano lehibe dia volamena avokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:50 amin'ny teny manodidina.