Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 5:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia nisy tonga avy tany amin'ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren'i Solomona, dia avy amin'ny mpanjakan'ny tany rehetra izay efa nahare ny amin'ny fahendreny.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 5

Jereo 1 Mpanjaka 5:14 amin'ny teny manodidina.