Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 5:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Hirama, mpanjakan'i Tyro, naniraka ny mpanompony ho any amin'i Solomona, satria reny fa izy no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy; fa Hirama dia sakaizan'i Davida hatrizay ela izay.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 5

Jereo 1 Mpanjaka 5:15 amin'ny teny manodidina.