Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 5:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nilaza ny amin'ny hazo hatramin'ny hazo sedera any Libanona ka hatramin'ny hysopa izay maniry eny amin'ny ampiantany izy, sady nilaza ny amin'ny biby sy ny vorona sy ny biby mandady sy mikisaka ary ny hazandrano koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 5

Jereo 1 Mpanjaka 5:13 amin'ny teny manodidina.