Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 11:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia nanana vady andriambavy fiton-jato sy vaditsindrano telonjato izy, ka nampivily ny fony ireo vadiny ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:3 amin'ny teny manodidina.