Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 11:2 Malagasy Bible (MG1865)

dia vehivavy avy amin'ny firenena izay nolazain'i Jehovah tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Tsy hanambady azy ianareo, ary izy tsy hanambady anareo, fa hampivily ny fonareo hanaraka ny andriamaniny tokoa izy; kanjo tamin'ireo no niraiketan'ny fitiavan'i Solomona.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:2 amin'ny teny manodidina.