Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 11:4 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nony efa antitra Solomona, dia navilin'ny vadiny ny fony hanaraka andriamani-kafa, ka ny fony tsy mba nahitsy tamin'i Jehovah Andriamaniny tahaka ny fon'i Davida rainy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:4 amin'ny teny manodidina.