Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 13:12 Malagasy Bible (MG1865)

Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro, koa aoka hariantsika ny asan'ny maizina ka hitafiantsika ny fiadian'ny mazava.

Vakio ny toko manontolo Romana 13

Jereo Romana 13:12 amin'ny teny manodidina.