Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 13:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tokony hanao izany indrindra isika, satria fantatsika ny andro, fa ankehitriny izao dia ora tokony hifohazanareo amin'ny fahatoriana; fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin'ny andro vao ninoantsika.

Vakio ny toko manontolo Romana 13

Jereo Romana 13:11 amin'ny teny manodidina.