Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 11:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireny kosa, raha tsy mikikitra eo amin'ny tsi-finoana, dia hatsofoka ihany; fa azon'Andriamanitra atsofoka indray izy.

Vakio ny toko manontolo Romana 11

Jereo Romana 11:23 amin'ny teny manodidina.