Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Romana 11:22 Malagasy Bible (MG1865)

Koa indro ny fahamoram-panahin'Andriamanitra sy ny fahasaro-pony: amin'izay lavo dia fahasaro-po; fa aminao kosa dia fahamoram-panahin'Andriamanitra, raha maharitra ao amin'ny fahamoram-panahiny ianao; fa raha tsy izany, dia hotapahina koa ianao.

Vakio ny toko manontolo Romana 11

Jereo Romana 11:22 amin'ny teny manodidina.