Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 16:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tonga tany amin'ny faritanin'i Kaisaria-filipo Jesosy, dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao hoe: Ataon'ny olona ho iza moa ny Zanak'olona?

Vakio ny toko manontolo Matio 16

Jereo Matio 16:13 amin'ny teny manodidina.