Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 12:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tonga izy ireo, dia nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa marina Hianao, ka tsy mampaninona Anao ny hevitry ny olona, fa tsy mba mizaha tavan'olona Hianao, fa mampianatra marina ny lalan'Andriamanitra. Mety va ny mandoa vola hetra ho an'i Kaisara, sa tsia?

Vakio ny toko manontolo Marka 12

Jereo Marka 12:14 amin'ny teny manodidina.