Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 11:2 Malagasy Bible (MG1865)

ka nanao taminy hoe: Mankanesa amin'iroa vohitra tandrifinareo iroa; ary raha vao miditra eo ianareo, miaraka amin'izay dia hahita zana-boriky mifatotra, izay tsy mbola nitaingenan'olona; vahao izy, ka ento etỳ.

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:2 amin'ny teny manodidina.