Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 11:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nanakaiky any Jerosalema tao Betifaga sy Betania any an-tendrombohitra Oliva izy, dia naniraka roa lahy tamin'ny mpianany Jesosy

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:1 amin'ny teny manodidina.