Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 7:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nahare izany Jesosy, dia gaga taminy; ary dia nitodika Izy ka nanao tamin'ny vahoaka izay nanaraka Azy hoe: Lazaiko aminareo fa tsy mbola nahita finoana lehibe toy izany Aho, na dia tamin'ny Isiraely aza.

Vakio ny toko manontolo Lioka 7

Jereo Lioka 7:9 amin'ny teny manodidina.