Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 7:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izaho koa mba lehilahy manan-dehibe ihany, ka manana miaramila izay feheziko; koa hoy izaho amin'ny anankiray: Mandehana, dia mandeha izy, ary amin'ny anankiray koa Avia, dia avy izy, ary amin'ny mpanompoko: Ataovy izao, dia manao izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 7

Jereo Lioka 7:8 amin'ny teny manodidina.