Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 11:54 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jesosy tsy nandeha niharihary teny amin'ny Jiosy intsony; fa niala teo Izy nankany amin'ny tany akaikin'ny efitra, ho any an-tanàna atao hoe Efraima, ary nitoetra tany Izy mbamin'ny mpianatra.

Vakio ny toko manontolo Jaona 11

Jereo Jaona 11:54 amin'ny teny manodidina.