Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 10:1 Malagasy Bible (MG1865)

Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay tsy miditra amin'ny vavahady ho amin'ny valan'ondry, fa mananika ny fefy, dia mpangalatra sy jiolahy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 10

Jereo Jaona 10:1 amin'ny teny manodidina.