Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 10:2 Malagasy Bible (MG1865)

Raha izany, dia tsy ho nitsahatra va ny nanaterany ireo, satria rehefa nodiovina indray mandeha ny mpivavaka, dia tsy ho nasian'ny fieritreretany ny ota intsony izy?

Vakio ny toko manontolo Hebreo 10

Jereo Hebreo 10:2 amin'ny teny manodidina.