Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Galatiana 4:17 Malagasy Bible (MG1865)

Mazoto mila fitia aminareo izy ireo, nefa tsy araka ny mety; fa izy ta-hanidy anareo any ivelany, mba hampahazoto anareo hila fitia aminy kosa.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 4

Jereo Galatiana 4:17 amin'ny teny manodidina.