Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Filipiana 2:25 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa nihevitra aho fa tokony hampandehaniko hankatỳ aminareo Epafrodito, rahalahiko sady mpiray asa amiko no miaramila namako ary irakareo sy mpanompo hanome izay nilaiko.

Vakio ny toko manontolo Filipiana 2

Jereo Filipiana 2:25 amin'ny teny manodidina.