Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 25:9 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa Festosy ta-hahazo sitraka tamin'ny Jiosy, dia namaly an'i Paoly ka nanao hoe: Tianao va hiakatra any Jerosalema hotsaraina eo anatrehako any ny amin'izany zavatra izany?

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 25

Jereo Asan'ny Apostoly 25:9 amin'ny teny manodidina.