Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 25:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Paoly: Eto amin'ny fitsaran'i Kaisara, izay tokony hitsarana ahy, no itsanganako. Tsy nanisy ratsy ny Jiosy akory aho, ary na ianao aza dia mahafantatra izany marina.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 25

Jereo Asan'ny Apostoly 25:10 amin'ny teny manodidina.