Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 25:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary satria variana ny hevitro ny amin'ny hitsarana izany zavatra izany, dia nanontany aho na tian-dralehilahy ny hankany Jerosalema hotsaraina any ny amin'izany zavatra izany, na tsia,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 25

Jereo Asan'ny Apostoly 25:20 amin'ny teny manodidina.