Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 22:4 Malagasy Bible (MG1865)

Nanenjika izay nanaiky izany fampianarana izany aho hatramin'ny mahafaty azy aza, dia namatotra azy, na lahy na vavy, ka nanolotra azy hatao an-tranomaizina;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 22

Jereo Asan'ny Apostoly 22:4 amin'ny teny manodidina.