Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 22:3 Malagasy Bible (MG1865)

Izaho lehilahy Jiosy, teraka tany Tarsosy any Kilikia, fa teto amin'ity tanàna ity no nahabe ahy teo anilan'ny tongotr'i Gamaliela, dia nampianarina tsara ny lalàna avy tamin'ny razana aho, ary nazoto indrindra ho an'Andriamanitra tahaka anareo rehetra ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 22

Jereo Asan'ny Apostoly 22:3 amin'ny teny manodidina.