Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 20:24 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa tsy ataoko ho zavatra akory ny aiko, mba hahavita ny alehako, dia ny fanompoana izay noraisiko tamin'i Jesosy Tompo hanambara ny filazantsaran'ny fahasoavan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 20

Jereo Asan'ny Apostoly 20:24 amin'ny teny manodidina.