Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 20:23 Malagasy Bible (MG1865)

afa-tsy izay ambaran'ny Fanahy Masina amiko amin'ny isan-tanàna, fa hisy famatorana sy fahoriana hanjo ahy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 20

Jereo Asan'ny Apostoly 20:23 amin'ny teny manodidina.