Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 19:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ka dia tsy izao raharahantsika izao ihany no ahina hatao ho zava-poana; fa ny tempolin'i Diana, andriamani-bavy lehibe, dia hatao tsinontsinona koa aza, ka ho afa-boninahitra ilay ivavahan'i Asia rehetra sy izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 19

Jereo Asan'ny Apostoly 19:27 amin'ny teny manodidina.