Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 19:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hitanareo sy renareo fa tsy eto Efesosy ihany, fa saiky manerana an'i Asia rehetra dia mitaona olona betsaka izany Paoly izany ka mampivily ny samy manao hoe: Tsy Andriamanitra izay zavatra nataon-tanana.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 19

Jereo Asan'ny Apostoly 19:26 amin'ny teny manodidina.