Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 19:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny roa lahy tamin'izay nanompo ary, dia Timoty sy Erasto, no nirahiny nankany Makedonia; fa izy mbola nitoetra tany Asia andro vitsivitsy kosa.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 19

Jereo Asan'ny Apostoly 19:22 amin'ny teny manodidina.