Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 17:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niaraka tamin'izay dia nasain'ny rahalahy nandeha hatrany amoron-dranomasina Paoly; fa Silasy sy Timoty kosa dia mbola nijanona teo ihany.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17

Jereo Asan'ny Apostoly 17:14 amin'ny teny manodidina.